HIC-ET-HIAKA

Archives > 2019-08

Wednesday, 28 August 2019

DIA MAITSO

alphonse rajaonarisaonina, ccce, lycée itokiana ambatomirahavavy, dia maitso

  Fihaonana . Toerana mivesatra tantara. Dia samy manoratra an’izay fantany sy tiany hampitaina ny mpikaroka, ny mpandalo, ny mpamaky boky, ny tera-taniny … Zavatra vitsy ihany no hotsiahiviko. Lasim-pivondronan’ny XIV° efa taona maro lasa izay. Naniry an-taona vitsivitsy ilay filao nentiko avy any, dia maina, dia maty. Dia manimanina an’Ivonizongo tany niaviana aho ka indro niara-dia tamin’i dadatoa Alphonse, nanao fizahan-tany tao anatin’ilay hoe DIA MAITSO. Ny zohin’ny maritiora, ny sekolin’ny misionera, … Dia nanatitra an’ireo hava-malala tany am-pasan-drazany avy....

Read more 0

Wednesday, 21 August 2019

VELOMA MANDRAKIZAY

Isaka ny misy fahafatesana, dia mitodika ihany ny saina mahatsiaro tsara fa mandalo izao fiainana izao. Variana hatrany aho mahita ny fomba samihafa iatrehan’ny mana-manjo ny fisarahana an-tany. « Mbola hihaona » hoy ny ankamaroan’izy ireny. Deraiko ilay fahaizana manamaivana ny fahoriana amin’ny fifanomezana fanantenana fa tsy ho mandrakizay ny fifandaozana ; torimaso sy...

Read more 0

Monday, 19 August 2019

SESSENNE, MON GRAND FRERE

J’ai réussi brillamment mes études supérieures. Mais je n’ai jamais embrassé la carrière correspondante. Un mois après la fin effective de mes années universitaires, j’ai été embauchée pour un...

Read more 0

Thursday, 15 August 2019

VICE, DOL ET MACHIAVELISME, LE REVERS DU VIRTUEL

Sunday, 11 August 2019

DIA NIOVA AHO

More posts...
> Top