HIC-ET-HIAKA

Archives > 2019-01

Saturday, 26 January 2019

ANDRAMASINA

ANDRAMASINA.JPG

Ny Andriana fahiny tany Andramasina dia tsy mba nanao hadivory. Ho fiarovany ny Vohitra, dia nohatsahany ny sisin-tanàna mba ho hantsana kokoa sarotra hanihana. Izany no tantaran’ny hadim-bazimba manaraka ny moron’ny Sisaony, avy any atsimo sy andrefan’ny toerana nonenana. Ny Vohitr’Andriana tranainy dia teo akaikin’ny rian-drano lehibe mahafinaritra, teo « an-driana ». Izay, hono, no niavian’ny teny hoe Andriana … Nampiasaina nanaovana ny « fombafomba » aorian’ny Tsimanatimindrana (fahafatesana) ny riana : tsy milevina miaraka amin’ny tsinainy ny Andriana, ka alefa any amin’ny rian-drano...

Read more 0

Saturday, 19 January 2019

AND I SWEAR

Sabotsy 19 janoary 2019 no hapetraka amin’ny « toerany » maha-Mpitondra ny Repoblika azy Andriamatoa Andry Nirina RAJOELINA. Voalaza fa tsy hisy fotoam-pivavahana, ary tsy hisy fianianana amin’ny baiboly kristiana. METY IZANY, hoy aho, IZANY MIHITSY NO TOKONY HO IZY. Dia vava be no azoko. Dia tsy raharahako ihany koa satria tsy afaka hifanazava sy hifandrefy amin’izany aho fa tsy mitovy ny...

Read more 0

Tuesday, 08 January 2019

A MON HUMBLE AVIS

"Arahabaina Andry a" C’est ainsi que Marc RAVALOMANANA a félicité Andry Nirina RAJOELINA en sortant des locaux de la HCC. Mardi 8 janvier 2019, vers 14h UTC, la Haute Cour Constitutionnelle...

Read more 0

Monday, 07 January 2019

INCH'ALLAH

Tuesday, 01 January 2019

EMMOTION, oui, emmo-tion

More posts...
> Top