HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-10

Wednesday, 31 October 2018

ALEOKO NAMANA, TENA IZY

-Dadabe ô, ahoana no niainanao taloha tsy nisy : •teknolojia •internet •ordinateur •drone •bitcoin •téléphone finday •facebook Dia namaly i dadabe : -toa anareo ankehitriny ihany, tsy misy •fiheverana ny maha-olona •fahamendrehana •fitserana •henatra •haja amam-boninahitra •fanajana •hazondamosina •toetra tsara mampiavaka •fitiavana •fanetren-tena Ankehitriny, izahay antsoinareo hoe "antitra", dia nandray fahasoavana manokana, ary porofon'izany ny fiainanay : •nandeha bisikileta izahay tsy nila aro-loha •rehefa avy nianatra, dia izahay ihany no nanao ny asa enti-mody, avy eo...

Read more 0

Friday, 26 October 2018

AZA MAROFY TOMPOKO

Tena efa tsy te hiresaka an'ity sehatra ity intsony mihitsy aho. Fa tsy maintsy hamoha fota-mandry ihany. Maty ilay vehivavy tonga hiteraka. Henoko ny feon-dakolosy avy amin'ny fianakaviany. Nasian'ny mpilaza vaovao sasany sira sy karibonetra araka izay metimety aminy ihany koa. Dia nandray fitenenana ny tompon'andraikitra ao amin'ny Ministera. Mazava ho azy fa tsy maintsy mamely...

Read more 0

No more posts available.

> Top