HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-07

Tuesday, 10 July 2018

REFONDATION

Raha izaho no tsy maintsy haka tahaka sy handramby an’izay ataon’ireto manodidina ireto, ka hoe mba hirotsaka hofidina, dia hanaraka ny rian-drano hiteny hoe «  Refondation  ». Io no malaza, lamaody. Mankadilo sofina, mankaleo, mampanontany tena hoe inona no dikan’izany teny izany. Vorona azon’adala ilay izy. Dia nojereko tamin’ny rakibolan’ny tompon’ny teny. Mba ijerena zavatra hafa ihany koa manko ny internet fa tsy Facebook ihany, izay vorona azon’adala koa. Refondation : «  Réforme en profondeur d’un parti politique  », «  Reconstruire sur des bases, des valeurs nouvelles,...

Read more 0

Sunday, 08 July 2018

DESORDRE DE MES RITES

Na inona na inona, tsy misy haja sy very hasina rehefa zarazaraina etsy sy eroa toy ny tapa-mofo fara fidy.   Ny lalànan'ny tolotra sy ny tinady dia milaza hoe rehefa mitobaka ny entana dia mora ny vidiny, atao varo-boba na omem-potsiny.   Misy karazan'olona tsy tia an'ireny zavatra atao vaky balle, tsy lanin-tsambo, dila fe-potoana ireny.   Misy sokajin'olona...

Read more 0

Friday, 06 July 2018

Maurice TSIHIAVONANA

Je n'ai vraiment rien prévu, mais je finis par relever un petit grain de sable dans le moulin de l'hommage! A les entendre, ils sont des collaborateurs exemplaires, accueillants, sympathiques,...

Read more 0

Thursday, 05 July 2018

GOUTTE

Tuesday, 03 July 2018

DESORDRE DE MES RITES

More posts...
> Top