HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-06

Wednesday, 20 June 2018

NY TORIMASO

Misy karazany maro ny torimaso, dia misy zavatra maro azo tantaraina mikasika azy.   Tokony ho adiny valo hono izy io ho an’ny olon-dehibe tsy misy fahavoazana. Rehefa sarotsarotra ny fahazoan-tory, dia misy fanafody atao hoe fampitoniana izay mampatory tokoa. Rehefa misy fandidiana hatao amin’ny vatana dia toranina, izany hoe ampatoriana, dontoina. Voalaza fa zanajanaka fahafatesana ny torimaso. Ary ny fahafatesana no lazaina hoe torimaso farany. Raha diso fatra ny fanafody fampatoriana, dia mandeha tsy miverina any ny aina. Misy mitantara fa ny olona efa nampatoriana elaela...

Read more 0

Monday, 18 June 2018

MBA ATAOVY MADIO ILAY LALAO

Izaho tsy tia miloka, tsy tia manao fanamby, tsy tia milalao antsapaka. Rehefa mety ho fitadiavana sitrany amin'ny kisendrasendra dia tsy tiako ary tsy ataoko. Tsy misy antony afa-tsy ny hoe tsy mety mahazo amin'ireny mihitsy aho.   Nivoaka avy tao amin'ity tsena anankiray tao Antananarivo aho dia nosakanan'ilay tovolahy manao dokam-barotra ho an'ny orinasam-pifandraisan-davitra...

Read more 0

Monday, 18 June 2018

NY ELA

Mianatra mandika teny aho rankizy.   Izao, hono, no fiovan’ny resaka arakaraka ny handrosoan’ny fotoana. Tapaka ny tsinaiko tamin’ilay fahasivy !!!   1- Alaiko sary an-tsaina...

Read more 0

Saturday, 16 June 2018

TOHOTRA SY TOHATRA

No more posts available.

> Top