HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-04

Wednesday, 25 April 2018

NY LITERA "T"

Sabotsy 21 avril 2018. Mitombo hatrany ireo daty hotadidiana ka dia hanoratra kely aloha ho fahatsiarovana.   Nivadika tsy hitahita ho fanaisorana mpitondra fanjakana ilay hoe tatitra hataon’ny solombavambahoaka. Idiran-doza koa ity Ingahy fa voahosotra ra moramora foana teo ny tanany, ny andro voalohany ihany nirotsahan’ny olona an-dalambe. Poa toa izay ny firongatr’ireo mpikopakopaka afo, nipoipoitra tsikelikely avy any an-davaka nisitrihany tany rehefa avy nitsapatsapa kely ny halalin’ny rano.   Ny otrik’afo anankiray kosa, maty ho azy tsy nidonaka, tsy mba nisy...

Read more 0

Sunday, 15 April 2018

VOAN'NY NATAOKO AHO

Izaho dia mpitady "sitrany" loatra amin'ny fividianan-javatra, toy ny ankamaroan'ny olona ihany angamba, saingy tandremako kosa mba tsy hividy eny amin'izay toerana efa mampiahiahy. Raha hividy fanafody aho dia eny amin'ny farmasia ihany. Tsy eny amoron-dalana mandritra ny fitohanan'ny fifamoivoizana mihitsy aho no hividy zavatra mitentina an'aliny na ana-hetsiny. Efa hadalana raha izany....

Read more 0

Wednesday, 11 April 2018

RIEN NE REMPLACE LA POSTE

Une vieille chanson disait «  on habite le même quartier, et on fréquente le même lycée  ». Nous avons partagé les bancs du collège durant quelques années scolaires. Camarades d’enfance, nous...

Read more 0

Tuesday, 10 April 2018

EXPOSE DE MOTIVATION

Saturday, 07 April 2018

TONGA TAMIN'NY BOTRY I LEKÔMA

More posts...
> Top