HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-03

Saturday, 31 March 2018

RAMATOA

Tsaroako ireo tolakandron'ny talata, niarahako tamin'i neny, namonjy fihaonan'ny fikambanam-behivavy tao am-piangonana, nahazoako anarana hoe "ilay Dorkasy kely". Tsaroako ireo zavatra marolafy haiko noho ireny fotoana ireny. Tsaroako ireo endrika rehetra nitsikitsiky tamiko, izay efa maro no tsy ho hitako intsony; nanampy isa an'ireny i Ramatoa. 27 mars 2018, andro talata indrindra koa manko no nodimandry Raneriarisoa Charlotte, na i Ramatoa, vady navelan'ny Mpitandrina Rasolofoson Samuël. Raha izaho no mpandahatra, dia hataoko hoe ny antsasaky ny androm-piainako no teo ambany...

Read more 0

Monday, 12 March 2018

RAMANENJANA, RADAMA II, Fizaràna I

Ny alakamisy 12 mars 1863 no heno voalohany tao Antananarivo ny RAMANENJANA, izay niseho tany Ibetsileo.   Tsy faly Ranavalona I satria nampidirin-dRadama II avokoa ny vazaha sy ny kisoa ary ny fivavahana kristiana. Hiala any Ambondrombe mihitsy, hono, Ranavalona I, ka ho tonga ao Antananarivo, mba hananatra an-dRadama II noho izany, ary rehefa tsy laitra anarina, dia hoentiny mankany...

Read more 0

Saturday, 10 March 2018

SALUT LES AMOUREUX

Et dire que je n'ai pas fait attention à ce qui se dit dans cette chanson, depuis tout ce temps!! J'admire la subtilité. Message reçu !!   Les matins se suivent et se ressemblent Quand...

Read more 0

Thursday, 08 March 2018

NY 8 MARTSA

Thursday, 08 March 2018

ERAN-TANY SA IRAISAM-PIRENENA

More posts...
> Top