HIC-ET-HIAKA

Archives > 2018-01

Sunday, 28 January 2018

IREO ANARA-NITOLONA

Izay rehetra miakatra amin’ny seza fiketrahana dia tsy maintsy mba manana daty hahatsiarovana azy.   Tsy fantatro intsony izay fandaharam-pianarana any amin’ny fanabeazana fototra, fa tamin’ny fotoana naha-zaza ahy dia tena laniko tsianjery mila ho azoko nofy mihitsy ny karazana anarana (filoham-panjakana nifandimby, ministra, filoha sy mpikambana andrim-panjakana, …). Niditra tamin’ny fanadinana isan-tsokajiny izy ireny ka tsy maintsy hay. Tsy dia niovaova matetika koa ireo olona ary maro no tokony nanao jobily teo amin’ny toerany. Na hitako eny an-dalana aza izy ireny dia...

Read more 0

Tuesday, 23 January 2018

MAMY NY MODY

Ity dia tora-po. Ato mba izay tena tia tsikilokilo sisa handany andro sy vola ato. Tsy izany fa leo be aho amin'ny fanadihadiana, sanatria toy ny atao famotorana any amin'ny fisahanana ny heloka bevava, ataon'ireto "mpampiantrano" ahy. Izaho tsy hitantara etsy sy eroa ny fandaharam-potoanako. Lavitra be ity fodiana. Mangina be ity lalana. Lafo be ity solika ka tsy vita ny hitondra fiara...

Read more 0

Thursday, 18 January 2018

MESSAGE EXCEPTIONNEL DU PAPE FRANCOIS

Rehefa miha-mitombo taona isika ka miha-hendry kokoa, dia tsikaritra miandalana fa : -mitovy ny fotoana refesin'ny famantaranandro lehibe mitombana 3000€ sy ny famantaranandro fanao an-tanana...

Read more 0

Tuesday, 16 January 2018

J'ADORE LA PLUIE

Monday, 15 January 2018

LES GRANDES LIGNEES DES ROIS SAKALAVA

More posts...
> Top