HIC-ET-HIAKA

Archives > 2017-12

Thursday, 28 December 2017

MODY MANAO

"Efa nanao aho 'zay!" "Tsy mora ny manao zavatra" "Ny fandraisana anjara no zava-dehibe" Dia ahoana koa? Fa inona ihany kay no mba zavatra vitanao tsara? Mba misy toky omenao am-pisainana ve eo amin'izay rehetra misy anao? Fa angaha moa raha tafateny noho ny hafanam-po ianao, dia tsy maintsy atao na mety na tsy mety? Efa tsy resahako ny fampanantenana poaka aty rehetra nataonao hatreny am-boalohany. Efa ela no nahafantarako fa hazo boboka tsy azo ianteherana ianao. Efa noporofoinao fa tsy menatra mivadika ianao, mitsipaka lakana nitana, mandaka tohatra niakarana, an-karihary tsy...

Read more 0

Wednesday, 27 December 2017

TSY MISY MAHASOLO NY PAOSITRA

Misy tononkira anankiray izay, milaza hoe «  izaho sy ianao dia iray tanàna ary indrindra koa moa fa iray lycée  ». Niray kolejy isika nandritra ny taona vitsivitsy, dia mpinamana tsy nifankafoy. Nalazalaza ny fanaovana angon-javatra toy ny hajia, sady fahafinaretantsika rahateo ny mandray taratasy tonga tamin’ny Paositra. Na mifankahita isan’andro any an-tsekoly aza, dia mifandefa taratasy...

Read more 0

Sunday, 24 December 2017

PALITAO MANAKON-DRANTSANA

Palitao manakon-drantsana!   #Honorat_HERISOLOMAHEFA ao amin'ny tarika mpanao fanentanana mampihomehy atao hoe #Fou_hehy no nahenoako an'izay.   Ary dia azo sary an-tsaina ny...

Read more 0

Thursday, 14 December 2017

IKOTOFETSY MILEVINA AMORON-DALANA

Wednesday, 13 December 2017

VELOMA RY NAMAKO

More posts...
> Top