Monday, 30 October 2017
ADIN-DRENIN-KISOA
Misahotaka tanteraka ilay fomba fitondram-panjakana. Misy oha-pitenenana manao hoe “misavoritaka toy ny adin-drenin-kisoa” Ity misy ampahan-desona. Mba mety ilaina amin'ny fiainana andavanandro ihany toy ilay rehefa manontany tena hoe nahoana ikala zaninn no sahy maniratsira ahy. Tsy to teny. Tsy to teny mihitsy sa tsy to teny intsony. Toa izay rehetra lazaina, na didy na lalàna, mainka moa fa hoe mba vinavina, dia tsy maintsy iadian-kevitra sy iadiam-barotra. Marimaritra iraisana e, tsy mafana tsy mangatsiaka fa manavinavy. Karazana "autorité" telo no horesahana. Tsy...