HIC-ET-HIAKA

Archives > 2017-09

Monday, 25 September 2017

NY SOTRO

Inona avy àry no azo ampiasàna ny sotro ?   Raha ny anarany dia tokony ho finomana rano izy io, na fisoitra ato. Raha lava tango ny sotrobe dia sady andoarana vary no ikapohana alika. Ny fourchette dia notsotsorin'ny gasy hoe sotro rovitra ! Mahay ireto mpiray tanindrazana amiko ireto kah.   Indray alin'ny faramparan'ny volana septembre 2017, dia vaky ny fonjan'Ambatondrazaka ka gadra 11 no tafaporitsaka. Nokikisany tamin'ny sotro, hono, ny rindrina !   Dia mba lasa kely ny saina : -fa dia rindrina inona -dia natory maty ny mpiandry -dia sotro inox sa...

Read more 0

Saturday, 23 September 2017

PRINTSY RATRIMOARIVONY

Ny alarobia 24 septembre 1879 no natao Mariazy tao amin'ny Fiangonana Anatirova, ny Prince Ratrimoarivony, 21 taona latsaka kely, sy Razafindrahety, 18 taona latsaka roa volana. Andriambelo Mpitandrina no nanao izany.   Faly Ramoma (Ranavalona II) satria zanaky Ramahatrarivo anadahiny ny Prince, ary Razafindrahety (ho lasa Ranavalona III) dia taizany tiany dia tiany.   Ny...

Read more 0

Friday, 22 September 2017

ARINA AM-BAVA

Atao foana ny tsy hiteny fa ehe. Tsy tompon'ny telekomandy ny tena dia naheno tsy fidiny "filazam-baovao" tamin'ny Radio iray. Tsy hiresaka votoaty aho satria tsy tena milaza vaovao izy fa...

Read more 0

Friday, 22 September 2017

155 TAONA LASA, FIARAHA-MONINA (TSY) NISY RAORAO

Sunday, 17 September 2017

NY MPILALAO

More posts...
> Top