Thursday, 31 August 2017
ADY AMIN'NY KOLIKOLY
Rehefa atao ny kaonty : -raha manao kolikoly dia aza matahotra dénonciation (fitorohana) -raha miseho ho miady amin'ny kolikoly dia fadio ny dénonciation. Azo ahodinkodina izy io. Rehefa tsy abusive dia calomnieuse dia fantaisiste fotsiny izao. Ka : -raha manao kolikoly dia ho voa-aron'ny lalàna satria endrikendrika no lazaina fa manjo -raha mpitoroka dia higadra, handoa lamandy satria niteniteny fahatany. Efa nahita ny Ntaolo : "mamono biby tsy mahafaty". Efa nilaza mitovitovy amin'izay i Paoly raha nanoratra ho an'ny kristiana tany Korinto : "il préparera aussi le moyen d'en...