HIC-ET-HIAKA

Archives > 2017-06

Friday, 30 June 2017

QUELLE VALEUR ...

Raha mandainga amin'ny hafa, tsy vendrana mandavan-taona izy ; fa ny mandainga amin'ny tena no tena raharaha. Mamita-tena no filaza azy. Ary dia tsy laitra akisoka mihitsy. Rafotsy a, tsy mahadiso ny miaiky hoe tsy manana aho, kahidy aho, kamovavy aho, tsy mahava-tena aho. Fa aza mialokaloka amin'ny hoe tsotra aho, tsotsotra aho, naturelle aho, tsy misandoka aho, ianareo emballage fotsiny! Dia tena izany tokoa ve ... Raha nanamboatra an'izay namboariny Andriamanitra, dia nahita fa "tsara izany". Tsara ny olona, isan'izany ianao. Fa nahoana àry no saronana akanjo ? Takona ao...

Read more 0

Sunday, 25 June 2017

CHARLES AZNAVOUR

... raha tsy maty dia mifohafoha volo.   Indro àry ny “AIZA NY ZANA-DRAZANA” raha amin'ny tenin-gasy. Tsy iadian-kevitra ny fironana sy ny fitiavana, ary ho resaka tsy manam-piafarana satria samy manana ny ataony hoe tsara sy mety. Saingy misy "tsara" tsy maintsy hiavaka sy ho voaavaka foana ao anatin'ny sarambaben'ny kintana. Ny "tsara" dia miavaka amin'ny maha-izy azy mihitsy,...

Read more 0

Saturday, 24 June 2017

PARLONS MARIAGE

  Des goûts et des couleurs, on n'en discute pas. D'ailleurs on n'en finira jamais puisque la nature en regorge. Mais de la masse, les valeurs sûres savent faire ressortir une originalité, soit...

Read more 0

Friday, 23 June 2017

AIZA NY ZANA-DRAZANA, MARIAGE A THEME

Thursday, 22 June 2017

VAIN-DRAHALAHY

More posts...
> Top