HIC-ET-HIAKA

Archives > 2017-02

Tuesday, 14 February 2017

FA MANINONA ...

glaieul jaune.jpg

Misy fanontaniana tsy hisy valiny mihitsy. Dia misy trangan-javatra tsy ho voazava mihitsy. Ary misy fihetseham-po tsy hotantaraina mihitsy. Andro talata. Antenantenam-bolana janoary. Migaingaina ny hafanana. Lavidavitry ny tanàn-dehibe, indro fiarakaretsaka iray mihantsona eo amoron-dalana. Nohofaina raha ny fijery azy. Nivoaka avy tao ny lehilahy iray, tsy tanora loatra nefa tsy antitra koa. Tsotra fitafy. Nitondra voninkazo glaïeul mavo, tokana, nanitsy nivantana teo amin'ireo tangorom-pasana eo amin'ilay toeram-pandevenan'ny Commune. Niakatra tamin'ny fasana lehibe iray izy,...

Read more 0

Sunday, 12 February 2017

ET VINDICTE S'EN SUIVRAIT

Ce samedi 11 février 2017, en fin de matinée, boulevard de Tokyo, communément appelé By-Pass, entre Mavoloha et bifurcation Ankadimbahoaka. Une voiture 4x4, conduite par un "vazaha", traînait et laissait échapper une grosse fumée noire. Derrière, une dame à bord d'une 206. Le vazaha ne voulant pas être doublé, puis dépassé, a accéléré, puis a arrêté sa bagnole devant la 206, sous les...

Read more 0

Friday, 10 February 2017

INY VOLANA INY

Tsy hoe homeko anao ny volana.   Tsy angano angano ity, fa izao ilay tantara : Malahelo be aho rehefa tsy eo i Dada. Mandeha mamita iraka any amin'ny faritany hafa izy amin'io....

Read more 0

Wednesday, 08 February 2017

SUR LES MURETS D'AMBOHIJATOVO-AMBONY

Friday, 03 February 2017

FAMPIHAVANANA HONO KA HOE

More posts...
> Top