Saturday, 07 January 2017
MAN IN THE MIRROR

https://www.youtube.com/watch?v=PivWY9wn5ps&sns=em It's a song which's written by Glen Ballard and Siedah Garrett, made popular by Michael Jackson. Cf Album Bad, released on august 31st, 1987. Translated into malagasy language by Ony Rambelo, journalist, Madagasikara. MANOLOANA NY FITARATRA Tapa-kevitra aho eo amin'ny fiainako hitondra fiovana Izay hinoako fa manomboka eo, hihatsara ny fahatsapana Hasehoko eo miharihary fa hisy tokoa ny fahasamihafana Ary ny fiainantsika rehefa avy eo tena hizotra ara-dalàna. Toy ny kaikitry ny hatsiaka...