HIC-ET-HIAKA

Archives > 2016-11

Friday, 18 November 2016

IZAHO TSY HIZATRA

Masiaka be ilay mpampiasa. Donendrina be ilay sôlafa. Mitarazoka be ilay fikarakarana taratasy. Vodihazo be ilay taxibe. Bordel daholo izay aleha ...   Dia izao no lazaina ahy : "sshhh, ianao koa maka lagy amin'ny tsisy dikany. Fa ianao ve tsy mbola zatra foana e".   Nahoana kosa aho no hizatra amin'ny zava-tsy manjary toy izany??? Dray dray dray. Tsia dia tsia.

Read more 0

Tuesday, 15 November 2016

SAMBO-DOKOTRA, SAMBO-BALALA

Faha-repoblika faharoa. Manamboninahitra tantsambo no nitondra. Jiolahin-tsambo hoy ny olona. Nandeha avokoa ny karazan-tsaho : bibiolona, fitazonana olona tao Soarano tao. Natahorana fatratra ny setrasetra isan-tokony : tany amin'ny ministeran'ny atitany tany, nantsoina hoe Patte d'éléphant; tany Ambohibao tany, nisy an'ilay hoe DGID ... Aza mba sendra an'izany, hono, fa mifohafoha volo....

Read more 0

Sunday, 06 November 2016

QUAND LES GRANDS ESPRITS SE RENCONTRENT ...

Après leur émission KIDAONA MARAINA, une matinale de la RADIO TELEVISION ANALAMANGA (RTA), les compères-humoristes-animateurs-chroniqueurs ont mis le cap vers une autre station dénommée RADIO...

Read more 0

No more posts available.

> Top