HIC-ET-HIAKA

Archives > 2016-09

Thursday, 15 September 2016

IMAVO

Araka ny resak'Ilaidama andavanandro, dia nokasainy handimby azy Rakotobe, zanaky Rabodosahondra anabaviny sy ny Prince Ratefinanahary, zanak'andrianan'Imamo, ambasadaoro malagasy voalohany tany Europe. Saika hampivadiany tamin-dRaketaka Razanakinimanjaka, zanany tamin-dRasalimo io Rakotobe io. Nahafantatra izany Ramanantsimijay sy Ratsiaribika lehiben'ny Tsimandoa izay nitsabo an-dRadama I, nefa noho ny fitavozavozana, nilaozana nanafina ny fahafatesan'ny Mpanjaka, tamin'ny 29 juillet 1828, nolazaina fa mbola mafanafana, dia tsy voateny tamin'ny Ambanilanitra ny fikasan-dRadama ny...

Read more 0

Thursday, 08 September 2016

CASTING ET COSTUME

Tout compte fait Rehefa nataoko ny fandinihana Ry namako lehilahy isany,   Raha izaho no mpampiakanjo, na inona na inona lamaody, rehefa hianjaika ianareo ka hisafidy costume-cravate dia hoy aho hoe :   -mainty na bleu nuit na marron bistre na gris noir, uni, mat -chemise ton sur ton, uni, fara faharatsiny à rayure fa tsy fleurie, lava tanana -chaussettes fines noires...

Read more 0

No more posts available.

> Top