HIC-ET-HIAKA

Archives > 2016-06

Wednesday, 15 June 2016

NY FRANC-MACONNERIE

Marihana fa ny “franc” eto dia tsy ilay ventim-bola toy ny hoe franc français, franc malgache, franc CFA. Noho izany dia tsy fandahatra amin’ny vola ity fikambanana ity. Tsy misy idirany amin’ny resaka vola, tsy misy idirany amin’ny frantsay ihany koa raha ny niavian’ny anarana. Franc-maçonnerie tany Eoropa Tamin’ny fiandohandohan’ny taonjato faha-XVIII no nahaterahan’ny fikambanana miafina atao hoe franc-maçonnerie, tany Angleterre. Ny ankamaroan’ny mpanorina azy dia anglisy nanana kolontsaina protestanta, fa na izany aza dia tsy nivaona tamin’izay foto-kevitra sy...

Read more 0

Sunday, 05 June 2016

TENDROMBOHITRA

Variana foana aho rehefa mijery tendrombohitra avy lavitra, na avy eny ambony ...   Dia tadidiko foana ity tantara kely tao anaty boky nianarako vakiteny ity. Boky atao hoe Tsingory, nataon'i Prosper RAJAOBELINA.   Niainga, hono, ny tany fa hiady amin'ny lanitra. Dia nifanao fotoana ny tany. Samy hisavoana hanafika ny lanitra rahampitso maraina.   Nony ampitso, ny...

Read more 0

Friday, 03 June 2016

KOBAN-DRAVINA Ô

Atao hoe mofo ny sakafo mivaingana namboarina tamin'ny lafarinina.   Samy manana ny tiany sy ny anasokajiany azy io. Amin'ny ankapobeny dia lemana ho lasa koba ny lafarinina, vao...

Read more 0

No more posts available.

> Top