HIC-ET-HIAKA

Archives > 2014-11

Monday, 03 November 2014

CHARTE LAMBERT VM

Tsy haiko ny dikan'ny Charte amin'ny tenin-gasy. Samia mijery dictionnaire. Charte nosoniavin-dRadama II, ho an'ny tombontsoan'i M. Lambert Araka ny Charte-nay tamin'ny 15 Alahamady 1856, nanomezanay fahefana feno sy manokana ny sakaizanay J.Lambert mba hanangana sy hitantana compagnie hitrandraka ny harena an-kibon'ny tanin'i Madagasikara, sy hanao fambolena ny tany na any amorontsiraka na eny afovoan-tany; Satria tena zava-dehibe tokoa ny famerana sy famaranana tanteraka ny votoatin'ny charte ekenay ho an'i J. Lambert noho ireo soa be sy asa nataony ho anay, mba hahafahany...

Read more 0

Saturday, 01 November 2014

TOHIZO FA TIAKO BE IZAY HIRA IZAY

Inty indray ny tantara mahafinaritra rankizy. Tsy mampatahotra ity fa tonga dia vonoy daholo ny jiro.   Taona vitsivitsy lasa izay, ny atao hoe fikambanan-behivavy tany am-piangonana dia ivondronan’ireo ramatoa efa nahazoazo taona, fara faha-tanorany dia efa manana vady aman-janaka. Mpikarakara tokantrano ny ankamaroany, na miasa an-tena, na efa misotro ronono, na mananontena....

Read more 0

No more posts available.

> Top