Ho fanatsarana sy ho fikajiana indrindra ny tontolo iainana, no tokony hifikiran’ny tanora dieny izao, ka ho sarotiny sy ho saro-piaro fatratra amin’ny zavaboary manodidina azy. Manentana ny tanora namany i Fenosoa RAKOTOBE, mpianatra, ka nanoratra ny vetsovetsom-pony ho fiarovana ny zavaboary, ary nahazoany loka fahatelo.   Simba ny tontolo, tsy misy mahatsiaro Ny voron-dia sy biby, ireo hazo mifangaro Nanafina fitia, tsiambaratelo maro, Ianao ve tsy sarotiny sy tsy mba saro-piaro ?    Jereo fa misy sompatra mandrava tsy manolo, Mikapa tsy mamboly, nitevy sy...

Read more 0